Inauguration du CFP BIOCOM Sambava

Inauguration du CFP BIOCOM Sambava

Inauguration du CFP BIOCOM Sambava

Un Centre de Formation Professionnelle a été inauguré à Sambava ce 18 septembre 2023, dans le cadre de la mise en œuvre du projet BIOCOM (Biodiversity conservation and Sustainable Natural ressource management for Integrated community Developpement in Natural Parks of Madagascar). La cérémonie a été inaugurée par La Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, les Députés de Madagascar élu à Sambava, le Gouverneur de la région SAVA, les autorités locales et les représentants des partenaires.

Disposant de deux filières : maçonnerie polyvalent et ouvrage métallique, ce CFP vise à améliorer et à renforcer les compétences des jeunes et des femmes de la région, et surtout favoriser la participation à la gestion des ressources naturelles. Mais il y aura une extension de filière afin de répondre aux besoins de la région.
Outre cela, le centre est entièrement autonome en eau et électricité grâce à la mise en place d’une énergie renouvelable.

Il a été souligné lors du discours de La Ministre que “Cette infrastructure que nous voyons maintenant est le résultat de la coopération du METFP et de l’UNESCO à travers le projet BIOCOM qui est financé par l’État sud-coréen (KOICA). Le CFP est entièrement consacré dans la protection de l’environnement en général et les formations dispensées tendent à la restauration du parc naturel MAROJEJY et promouvoir son image comme auparavant.

Le CFP va permettre l’amélioration et le renforcement des compétences des jeunes et des femmes issus de la région ; pour avoir un engagement accru dans la gouvernance des ressources naturelles.

Au cours de cette cérémonie, s’est tenue une remise de certificats aux apprenants du LTP Sambava ayant suivi une formation en:

  • Électrotechnique : 21
  • Pâtisserie : 5
  • Maçon polyvalent : 20

Afin de motiver les apprenants en vue de cette nouvelle année scolaire, la Ministre a également remis des kits scolaires aux apprenants.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ septembre 2023


Fitokanana ny CFP BIOCOM Sambava

Ivon-toeram-panofanana vaovao no notokanana tao Sambava ny 18 septambra 2023, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasa BIOCOM (Biodiversity conservation and Sustainable Natural ressource management for Integrated community Developpement in Natural Parks of Madagascar). Nanatrika izany ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, #VAVITSARA_Rahantanirina_Gabriella, ireo Solombavambahoaka voafidy tao Sambava, ny Governoran’ny Faritra SAVA sy ireo manam-pahefana ao an-toerana ary ireo solotenan’ny mpiara-miombon’antoka.

Noho ireo sampam-panofanana roa misy ao aminy : ouvrage métallique sy maçonnerie polyvalent, ity CFP ity dia ahafahana manatsara sy manamafy ny fahaiza-manaon’ny tanora sy ny vehivavy avy ao amin’ny faritra fa indrindra hampitombo ny fandraisana anjara amin’ny fitantanana ny harena voajanahary. Hisy ihany koa ny fanatsarana ireo sampam-panofanana araka ny filàn’ny faritra ao aoriana. Ny CFP moa dia mahaleotena tanteraka amin’ny jiro sy rano noho ny angovo azo havaozina izay napetraka mba hampizotra tsara ny fanofanana.

Nisongadina tamin’ny lahaten-dRamatoa Ministra ny hoe “Izao fotodrafitrasa hitantsika izao dia vokatry ny fiaraha-miasan’ny Minisitera izay tantanako sy ny UNESCO amin’ny alalan’ny tetik’asa BIOCOM izay vatsin’ny Firenena Koreana tatsimo vola. Mifandray tanteraka amin’ny fiarovana ny tontolo iainana amin’ny ankapobeny ny fanofanana omena eto amin’ity CFP ity ary indrindra ny famerenana ny valan-javaboahary MAROJEJY aty amintsika amin’ny endriny nampalaza azy teo aloha.”

Ity CFP ity dia ahafahana manatsara sy manamafy ny fahaiza-manaon’ny tanora sy ny vehivavy avy ao amin’ny faritra fa indrindra hampitombo ny fandraisana anjara amin’ny fitantanana ny harena voajanahary.

Nandritra io fitokanana fotodrafitrasa io ihany koa no nanolorana fanamarinana nahavitana fiofanana ho an’ireo tanora mpiofana avy ao amin’ny LTP Sambava nanaraka fiofanana momba ny :

  • Électrotechnique miisa 21
  • Pâtisserie miisa 5
  • Maçon polyvalent miisa 20

Ary mba hampazoto ireo mpiofana amin’izao taom-pianarana vaovao izao dia noloran-dRamatoa Ministra fitaovam-pianarana izy ireo.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ septambra 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle