LALON’NY NOSY 2023 : Efa vonona tanteraka ny ekipam-pirenena lahy sy vavy, taranja Rugby A7

LALON’NY NOSY 2023 : Efa vonona tanteraka ny ekipam-pirenena lahy sy vavy, taranja Rugby A7

LALON’NY NOSY 2023 : Efa vonona tanteraka ny ekipam-pirenena lahy sy vavy, taranja Rugby A7

Ao anatin’ny fanomanana ny lalaon’ny nosy ato anatin’ny ranomasimbe Indiana, taranja Rugby à 7 dia nidina ifotony tao amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ireo Ministra mpiahy, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa sy ny Ministry ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asam-panjakana ary ny lalàna sosialy ny 10 aogositra 2023.

Hita nandritra izao fihaonana tamin’ny ekipam-pirenena lahy sy vay izao fa efa vonona tanteraka na ara-batana na ara-moraly ireo ekipa roa tonta. Ny fitondram-panjakana sy ireo Ministra mpiahy ihany koa dia tsy mitsahatra ny manohana araka izay atao atao mba hampalavorary ny fepetra rehetra hiatrehana ny lalaon’ny nosy.

Nisy araka izany fanolorana:

  • valopy tosika ho an’ny tsirairay avy,
  • fanamiana (maillot) entina manao fanazaran-tena,
  • fanafody
  • kojakojam-pidiovana
  • savony fanasan-damba,
  • tohan’aina.

Tsara ny manamarika fa efa tomombana avokoa ny zava-drehetra raha ho an’ny taranja Rugby à 7 manokana ary manome toky ireto mpilalao fa hiady ho an’ny voninahi-pirenena.

© CELCOM METFP/ aogositra 2023


JEUX DES ÎLES 2023 : Les équipes Nationales masculines et féminines de Rugby A7 sont prêtes

Dans le cadre des préparatifs des jeux des îles 2023, discipline Rugby à 7, les Ministres coachs, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle et le Ministre du Travail, de l’Emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales, ont effectué une descente sur terrain au stade Makis Andohatapenaka le 10 août 2023.

Lors de cette rencontre avec les équipes nationales masculines et féminines, on a pu constater que les deux équipes sont parfaitement préparées tant physiquement que moralement. Le Gouvernement et les Ministres coachs ne cessent de soutenir autant que possible, pour parfaire toutes les conditions des équipes pour les Jeux des îles.

Les Ministres coachs ont ainsi remis aux joueurs :

  • une enveloppe chacune,
  • des maillots d’entraînement,
  • des médicaments,
  • des produits d’hygiène
  • des savons lessive en poudre,
  • des collations.

Il est à noter que pour la discipline Rugby à 7, tout est fin prêt pour accueillir les Jeux des îles 2023 et nos équipes promettent également de donner le meilleur d’eux-mêmes pour remporter la victoire.

© CELCOM METFP/ août 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle