Lanonana fankalazana ny nampidirana ny HIRAGASY ho harembakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona

Lanonana fankalazana ny nampidirana ny HIRAGASY ho harembakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona

Lanonana fankalazana ny nampidirana ny HIRAGASY ho harembakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona

Dingana lehibe eo amin’ny sehatry ny kolontsaina ny nampidiran’ny UNESCO ny Hiragasy ho isan’ireo harembakoka ara-tsain’ny zanakolombelona.

Ny Alahady faha 10 desambra 2023 no tanteraka tao amin’ny Kianjan’ny Hiragasy Anosy ny lanonana fanambarana izany.

Tonga nanotrona ny lanonana ny Filoham-panjakana mpisolo toerana, ny Jeneraly RAVALOMANANA Richard niaraka tamin-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina mpisolo toerana, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny Sekretera Jeneralin’ny Vaomieram-pirenena Malagasy momba ny UNESCO, Manda RAVELOJAONA. Isan’ireo nasaina manokana ihany koa ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina teo aloha, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.

Raha tsiahivina dia ny Ministra tompon’andraikitra teo aloha no angady nananana sy vy nahitana, ka nikarakara ireo antontan-taratasy sy ny dingana rehetra nahafahana nahazo ny vokatra tahaka izao.

Nandravaka ny lanonana tamin’izany ny ady hiragasy nihaonan’ny Tarika Marie Louise Anivorina tamin’ny ny Tarika Fredikely Imerintsiatosika.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ desambra 2023


HIRAGASY : patrimoine culturel immatériel de l’Humanité

La culture Malagasy a franchi un grand pas. Le Hiragasy a été classifié comme patrimoine culturel immatériel de l’humanité.

Une célébration grandiose a marqué cet événement ce 10 décembre 2023 lors de la cérémonie d’annonce au Kianjan’ny Hiragasy Anosy.

Le Président par intérim, le Général RAVALOMANANA Richard, accompagné du Ministre par intérim de la Communication et de la Culture, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, le Secrétaire Général de la Commission Nationale Malgache pour l’UNESCO, Manda RAVELOJAONA, sont venus assister à la cérémonie. L’ancienne Ministre de la Communication et de la Culture, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, faisait également partie des personnes spécialement invitées.

À titre de rappel, c’est l’ancienne Ministre de la Communication et de la Culture qui a œuvré à toutes les démarches afin d’obtenir ce résultat probant. Ainsi, le 05 décembre dernier, lors du sommet des gouvernements de l’UNESCO au Botswana, il a été décidé que le Hiragasy serait inclus parmi les patrimoines immatériels de l’humanité.

Une rencontre des groupes Marie Louise Anivorina et Fredikely Imerintsiatosika a animé la célébration de ce jour.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ décembre 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle