LTP ANTALAHA : Nisitraka fanofanana sy fampitaovana

LTP ANTALAHA : Nisitraka fanofanana sy fampitaovana

LTP ANTALAHA : Nisitraka fanofanana sy fampitaovana

Notoloran’ny Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, mari-panofanana ireo mpiofana 249 nisitraka fanofanana  teto amin’ny Fitaliavam-paritry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana SAVA:

  • 21 niofana « Communication et marketing » niarahana tamin’ny Tranoben’ny Varotra Antalaha nandritry ny enim-bolana
  • 228 kosa niofana momban’ny informatika, ny fambolena, ny fiompiana, hay nahandro, ny fanaovana mofomamy, ny famokarana zezika bioljika.

Nanentana ireo tanora « hamorona asa ho an’ny tenany » ny Ministra satria sady hanome asa ho an’ny hafa izany. الربح الحقيقى من الانترنت

Novatsiana fitaovam_panofanana ihany koa ny LTP Antalaha hanatsarana ny fiofanana omena azy ireo. رهان الخيل Nanambara ny Ministra fa zava-dehibe ny fisitrahan’ireo tanora fanofanana manaraka ny fenitra iraisam-pirenena ahatratrarana ny « Adéquation – Formation – Emploi » izay takian’ny tsenan’ny asa sy ny mpampiasa rahateo. العاب سلوتس

 » Olo mahay raha, tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/Octobre 2021

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle