⭐Tanora 2414, ka manana fahasembanana ny 17 amin’izy ireo, no notolorana mari-panofanana ny 26 martsa 2022, taorian’ny fiofanana « Apprentissage aux métiers de Base » (AMB) izay nokarakarain’ny fitaleavam-paritry Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa Atsinanana.
➡️Nisitraka fahaiza-manao momba ny « cuisine, pâtisserie, confection pavé, pose pavé, fabrication parpaing, pose carreaux, peintre » ireo mpiofana. كيف تربح في مراهنات كرة القدم
➡️Nasian-dRamatoa Ministra lanja manokana ireo manana olana ara-pahitana, hatao dikan-teny « braille » ny mari-piofanana azon’izy ireo. مواقع لربح المال
Efa misy ny rafitra tantanan’ny Ministera mampiofana ny olona marefo sy manana fahasembanana
📌Tanjona ny ahafahan’izy ireo miasa avy hatrany aorian’ny fiofanana narahina izay mamaly ny filan’ny faritra.
« Olo-mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP/ Mars 2022