Faisant suite à la descente de Madame Le Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella à l’Ecoles du Monde Besely Mahajanga le 27 juillet 2023, le Président de l’école, Monsieur Charles GASSOT a effectué une visite auprès de la Ministre ce 24 août 2023.
En effet, les discussions lors de cette rencontre ont été axées sur la mise au norme du Lycée Technique agricole au sein de l’Ecoles du Monde. Il est à noter que les travaux de construction d’établissement ont déjà débuté.
Grâce à ce nouveau Lycée, le continuum éducation-formation pourra être mis en place et garantir l’accès des jeunes sur le monde professionnel.
A l’issu de cette visite, une convention entre le METFP et l’Ecoles du Monde sera effectuée afin d’officialiser le partenariat et normalisé l’établissement.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ août 2023
METFP – ECOLES DU MONDE MAHAJANGA : Hisy Lysea Teknika miompana amin’ny fambolena ho atsangana
Tao aorian’ny fidinana ifotony notanterahin’ny Ministra misahana ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella ny 27 jolay 2023, tao amin’ny Écoles du Monde Besely, dia tonga nitsidika an-dRamatoa Ministra ny Filohan’ny sekoly, Andriamatoa Charles GASSOT ny 24 aogositra 2023.
Izao fihaonana izao dia niompana tamin’ny tetikasa fanorenana Lysea teknika mifototra amin’ny fambolena izay ao amin’ny Écoles du monde ihany no nanorenana azy. Manam-paniriana ny hankatoa ara-panjakana izao lysea teknika izao ny Écoles du Monde ka izay indrindra no anton’izao fihaonana amin-dRamatoa Ministra izao.
Hisy araka izany, fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny METFP sy ny Écoles du Monde mba hanamarinana ny fankatoavana sy hanomezan-dalana hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny lysea teknika.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ aogositra 2023