Le 03 août 2023, la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella a reçu la visite de la délégation de l’UNICEF à son bureau.
Dans son mandat, l’UNICEF est chargé de la formation des jeunes de 15 et plus et c’est d’ailleurs l’objet de cette visite.
Un programme de formation destiné aux jeunes, femmes et personnes vulnérables, sera ainsi lancé officiellement dans la région Analanjirofo avant la fin du mois.
Ce projet de formation vise à offrir des opportunités de formation qualifiante et selon les besoins de la région, qui permettront aux jeunes d’acquérir des compétences pertinentes et de se préparer activement pour un avenir professionnel prometteur.
La Ministre a exprimé son plein soutien à cette initiative et a souligné l’importance d’investir dans la formation de qualité des jeunes, car cela est primordial pour permettre l’employabilité et la création d’emploi même.
Cette visite marque le début d’une étroite coopération entre le METFP et l’UNICEF, en vue d’améliorer significativement l’avenir des jeunes.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ août 2023
METFP – UNICEF : Hisy fiaraha-miasa miompana amin’ny fanofanana ireo Tanora
onga nitsidika an-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella ireo delegasiona avy amin’ny UNICEF Madagasikara ny 03 aogositra 2023.
Tafiditra indrindra ao amin’ny andraikitra sahanin’ny UNICEF ny fanofana ireo tanora 15 taona no mihoatra ka izany indrindra no anton’izao fihaonana izao. Hisy araka izany tetikasa fanofanana ireo tanora, vehivavy ary vondron’olona marefo izay ho atomboka amin’ny fomba ofisialy ao amin’ny Faritra Analanjirofo mialoha ny faran’ity volana ity.
Ny tetikasa moa dia mikendry ny hanome fiofanana tsara kalitao sy mifanaraka amin’ny filàn’ny faritra, izay ahafahan’ny tanora misitraka fahaiza-manao ary mampioma’a azy ireo sahady hiditra eo amin’ny tsenan’ny asa.
Naneho ny fanohanany feno Ramatoa Minisitra ary notsindriny manokana ny kalitaon’ny fiofanana izay omena ny tanora satria izany no antoka hahafahany miasa avy hatrany na koa mamorona asa ho an’ny tenany.
Ity fitsidihana ity dia manamarika ny fiandohan’ny fiaraha-miasa matotra eo amin’ny METFP sy ny UNICEF. Tanjona iraisana ny hananan’ireo tanora ho avy mamiratra.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ aogositra 2023