Nomena lanja manokana nandritra ny fihaonana an-tampony maneran-tanin’ny governemanta “World Gouvernments Summit”, atao any Dubaï ny fanofanana arak’asa

Nomena lanja manokana nandritra ny fihaonana an-tampony maneran-tanin’ny governemanta “World Gouvernments Summit”, atao any Dubaï ny fanofanana arak’asa

Nomena lanja manokana nandritra ny fihaonana an-tampony maneran-tanin’ny governemanta “World Gouvernments Summit”, atao any Dubaï ny fanofanana arak’asa

Nomarihana tamin’ny lanonana fanaovan-tsonia ny “Memorandum of Understanding” (MoU), izay natao androany maraina, nandritra ity fihaonana an-tampony ity:

  • ny fanombohana ny fandaharam-panofanana momba ny fahaiza-mitarika ho an’ny tomponandraikitra ambony eto amin’ny fanjakana malagasy
  • ny fanombohana ny “CODERS INITIATIVE”, fandaharam-panofanana mikasika ny “rindrambaiko informatika” (Coding informatique) ho an’ny tanora malagasy miisa iray tapitrisa.

Tetikasa mafonja miisa roa momba ny fanofanana araka asa no iarahana amin’ny Governemanta Emirati.
Ny MoU dia nosoniavin’ny ” Minister of Cabinet affairs” avy amin’ny Emirà Arabo Mitambatra, Mohammad Abdullah Al Gergawi sy ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy, Ramatoa RAFARAVAVITAFIKA Ratsara, teo anatrehan-dRtoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, Minisitry ny Fampianarana tekinika sy ny Fanofanana arak’ asa, izay nanankinan’ny Filohan’ny Repoblika ny iraka fifampiraharahana momba ireo fandaharanasa roa ireo miaraka amin’ny Emirà, sy ny famolavolana ny MoU, miaraka amin’ny fanohanan’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny.

Raha tanora miisa 100.000 no nokasaina hisitraka ny “CODERS INITIATIVE” tany am-boalohany dia hahatratra hatrany amin’ny 1 000 000 ireo tanora hanaraka ny fiofanana momba ny “coding informatique”, tetikasa hatao mandritra ny 3 taona, vokatry ny fahaiza-mitarika ananan’ny Filohan’ny Repoblika sy ny fifampiraharahana izay tarihan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana tekinika sy ny Fanofanana araka asa.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”


La formation professionnelle à l’honneur au « World Governments Summit » Dubai- UAE

La cérémonie de signature du « Memorandum of Understanding » marquant :

-le lancement du programme de formation en leadership des hauts responsables étatiques malagasy

-le lancement de la « CODERS INITIATIVE », programme de formation en « coding informatique » pour 1 million de jeunes malagasy

Deux projets de formation professionnelle majeurs en partenariat avec le Gouvernement Emirati,

A eu lieu ce matin en marge du Sommet des Gouvernements du monde. Le MoU a été signé par le « Minister of Cabinet Affairs » des Emirats Arabes Unis, Mohammad Abdullah Al Gergawi
et la Ministre des Affaires étrangères de Madagascar, Mme Rafaravavitafika Ratsara, en présence de Mme la Ministre de l’enseignement technique et de la formation professionnelle à qui le Président de la République a confié la mission de négocier ces 2 programmes avec les autorités émirati et d’élaborer le MoU, avec l’appui de la Ministre des Affaires Etrangères.

Initialement prévu à 100.000 jeunes bénéficiaires, le « coders Initiative » va finalement bénéficier à 1.000.000 de jeunes malagasy qui seront formés sur le « coding informatique », projet qui va s’étaler sur une durée de 3 ans, grâce au fort leadership du Président de la République et des négociations menées par la Ministre de l’Enseignement technique et de la Formation Professionnelle.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle