A la fin du projet MANONGA I, un parcours de formation sur l’inclusion pour les formateurs du CFP a été élaboré par les Conseillers en Ingénierie Approche Par les Compétences (CIAPC).
Afin de mettre en œuvre la convention de partenariat établie entre le Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle (METFP) et Humanité Inclusion (HI) à travers le projet MANONGA II, un pool de formateurs nationaux a été mise en place au niveau dudit Ministère. Ainsi, six (06) formateurs/trices issus des CFP ont été formés sur la pratique d’une pédagogie inclusive.
Pour continuer dans cette vision inclusive, le METFP vise à élargir son champ, de nouveaux formateurs nationaux ont été identifiés par les différents services pour rejoindre les huit (08) anciens formateurs déjà formés sur le module d’inclusion. Cette phase d’initiation et de renforcement de capacité en matière d’inclusion s’est donc tenue au Ministère du 12 au 17 juin 2023, animée par la conseillère technique en éducation inclusive.
L’objectif de l’atelier est de remettre à niveau les nouveaux formateurs nationaux et de recycler les anciens. Le prochain étape sera la réflexion en vue d’améliorer ou ajuster le module de formation avant sa validation technique.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023
Atrikasa fampidirana ho an’ireo mpampiofana mampiaty eto amin’ny METFP
amin’ny fiafaran’ny tetikasa MANONGA I, dia nisy fiofanana mampiaty ho an’ireo mpampiofana avy amin’ny CFP, novolavolain’ny Mpanolotsaina amin’ny haipaika mifototra amin’ny fahaiza-manao (CIAPC).
Mba hampiharana ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa (METFP) sy ny Humanité Inclusion (HI) amin’ny alalan’ny tetikasa MANONGA II, dia natsangana ny vondron’ny mpampiofana nasionaly eo anivon’ny Minisitera. Araka izany, mpampiofana enina (06) avy amin’ny CFP no nampiofanina momba ny pedagojia mampiaty.
Mba hanohizana izany vina izany, ny METFP dia mikendry ny hampivelatra io fampiataiana io ka ireo mpampiofana nasionaly vaovao dia notsongaina tamin’ny sampan-draharaha samihafa mba hanatevin-daharana ireo mpampiofana valo (08) efa niofana tamin’ny fampiatiana. Ny 12 ka hatramin’ny 17 jona 2023 no nanatanterahana ny atrikasa fampidirana ho amin’ny fampianarana mampiaty izay notarihan’ny mpanolotsaina teknika amin’ny fampianarana mampiaty.
Ny tanjon’ny atrikasa dia ny hampiofana ireo mpampiofana nasionaly vaovao ho amin’ny fenitra ary hanabe voho ny traikefa efa azon’ireo teo aloha. Ny dingana manaraka dia ny fandinihana sy fanatsarana ny lasi-panofanana alohan’ny fanamarinana ara-teknika.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ Jona 2023