Cinq années que Monsieur Coffi Dominique Agossou a exercé la fonction de Directeur du Bureau de Pays de l’OIT pour Madagascar, Maurice, les Comores et les Seychelles. Tous les partenaires sociaux entre autres les travailleurs et les employeurs ainsi que le Gouvernement malagasy représenté par La Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Le Ministre du Travail, de l’Emploi, de la Fonction Publique et des Lois Sociales, Le Ministre de la Pêche et de l’économie bleue, ainsi que La conseillère spéciale du Président de la République ont honoré cette cérémonie d’au revoir.
Lors de son allocution, Monsieur Coffi Agossou a souligné les principes directeurs de la coalition mondiale pour la justice sociale et a lancé un appel à la nécessité de continuer les travaux entamés entre autres :
- l’adoption du Code du travail
- la ratification de la convention C190 sur la violence et le harcèlement dans le monde du travail.
- la mise en place d’une Agence Nationale pour l’Emploi et l’entrepreneuriat des Jeunes.
Pour marquer les cinq années passées à Madagascar, les Ministres ont offert des présents à la famille Agossou.
© CELCOM METFP/ août 2023
Fihaonana amin’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny fampiroboroboana ny asa mendrika sy ny rariny ara-tsosialy eto Madagasikara, 2018 -2023
Dimy taona izay Andriamatoa Coffi Dominique Agossou no Talen’ny Fikambanana iraisam-pirenena ho an’ny asa eto Madagasikara, Maorisy, Kaomoro ary Seychelles. Ireo mpiara-miombon’antoka ara-tsosialy rehetra ahitana ny mpiasa sy ny mpampiasa ary ny Governemanta malagasy nosoloin’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy, ny Minisitry ny Jono ary ny toekarena manga, ary ny Mpanolotsaina manokan’ny Filohan’ny Repoblika, dia tonga nanome voninahitra izao lanonana fanaovam-beloma izao.
Nandritry ny lahateniny, Andriamatoa Coffi Agossou dia nanasongadina ireo foto-kevitra mitarika ny fiaraha-miombon’antoka manerantany ho an’ny rariny ara-tsosialy ary niantso ny hanohizana ny asa natomboka, toy ny :
- ny fandraisana ny Fehezan-dalàna momba ny asa
- ny fankatoavana ny fifanarahana C190 momba ny herisetra sy ny fanararaotana eo amin’ny tontolon’ny asa.
- ny fametrahana ny masoivoho nasionaly misahana ny asa sy ny fandraharahana ho an’ny tanora.
Ho fanamarihana ny dimy taona niasany teto Madagasikara, dia nanolotra fanomezana ho an’ny fianakaviana Agossou ireo Minisitra.
© CELCOM METFP/ aogositra 2023