Nivoaka ho mpandresy tamin’ny isa 30 ny ekipam-pirenena Malagasy Makis vehivavy manoloana an’i Cameroun nahazo isa 10. Io no nisarahan’ny ekipa roa tonta nandritry ny lalao notontosaina teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny alarobia 24 may 2023, andro faharoa amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika taranja rugby lalaovin’olona 15, diviziona voalohany sokajy vehivavy.
Tonga nanome voninahitra ity lanonana ity ny Filohan’ny Antenimierandoholona, ireo Ministra mpiahy dia Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana Arak’asa sy Ramatoa Ministry ny mponina, ny fiahiana sosialy ary ny fampivoarana ny vehivavy.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha’
© CELCOM METFP/ mey 2023
Rugby Africa Women’s Cup-first Division 2023 : Une victoire importante pour l’equipe Malagasy
L’équipe nationale féminine Malagasy, ladies Makis, a battu l’équipe camerounaise sur un score de 30 points contre 10. Le match s’est déroulé au stade Makis Andohatapenaka le mercredi 24 mai 2023, dans le cadre du championnat d’Afrique de rugby à XV, première division.
Le Président du Sénat, les Ministres coachs entre autre Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle et Madame le Ministre de la populatio, de la protection sociale et de la promotion de la femme étaient présents pour honorer cet événement.
« Olo mahaya raha, tsy very mandeha »
© CELCOM METFP/ mai 2023