Dans le cadre d’une Assemblée Générale élargie de la Plateforme Nationale pour le Pilotage du Secteur Éducation (PNPSE), une revue de suivi de la performance du secteur éducation 2021-2022 se tient au Carlton Anosy les 27 et 28 avril 2023.
La cérémonie d’ouverture officielle de cette revue a été honorée par la présence de Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle et aussi représentante des deux Ministres du secteur éducation et de Monsieur Gilles Chevalier, Deputy Représentative UNICEF – Section Éducation.
L’organisation de cette revue conjointe de l’éducation a pour ambition d’assurer le suivi conjoint de la mise en œuvre du PSE à la fois et en même temps le suivi de la performance budgétaire de 2021-2022, et de renforcer le cadre de dialogue sectoriel nécessaire pour améliorer l’efficacité et la synergie des interventions combinées du Gouvernement et des PTFs. Tout cela en vue de progresser vers la réalisation de l’Objectif ODD 4 lié à l’éducation.
Cette revue, de par son format hybride accueille plus de 350 acteurs publics et privés du secteur de l’éducation, les organisations de la société civile, les partenaires techniques et financiers et les 23 régions par visioconférence et en présentiel.
Les trois Ministères réitèrent leurs gratitudes envers tous les Partenaires Techniques et Financiers du secteur Éducation entre autres l’UNICEF et le GPE qui ont soutenu la réalisation de cette revue.
Sehatry ny Fampianarana : Jery todika mahakasina ny fanatanterahana sy ny fandaniam-bola
Ao anatin’ny fihaonam-ben’ny “Plateforme Nationale pour le Pilotage du Secteur Éducation (PNPSE)”, dia nisy ny atrikasa hanaovana jery todika sy tombana ireo zava-bita mahakasika ny teti-bola ao amin’ny Carlton Anosy ny 27 sy 28 aprily 2023.
Tonga nanome voninahitra ny lanonam-panokafana tamin’ny fomba ofisialy Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa no sady misolo toerana ireo Ministera roa misahana ny Fanabeazana sy Fampianarana ambony. Teo koa Andriamatoa Gilles Chevalier, Deputy Représentative UNICEF – Section Éducation.
Natao izao jery todika izao entina hanaovana tombana sy hanarahana ireo zava-bita nandritra ny taom-piasana 2021-2022 amin’ny fampiharana ny teti-pivoarana ho an’ny Fanabeazana (Plan Sectoriel de l’Education -PSE). Eo koa ny fanamafisana ny fifampiresahana eo amin’ny samy mpisehatra ao anatin’ny tontolon’ny Fanabeazana sy Fampianarana mba hisian’ny rindran-damina eo amin’ny Governemanta sy ireo mpiara-miombon’antoka. Izao rehetra izao no natao mba ho fanatrarana ny tanjona faha efatra ao amin’ny tanjon’ny fampandrosoana maharitra (ODD4) mifanandrify amin’ny sehatry ny fampianarana.
Toy ny tamin’ny jery todika teo aloha dia misy hatrany ny fampitàn-davitra ny lanonana ka mahatratra hatramin’ny 350 ireo mpikatroka izay ahitana ny sehatra miankina sy tsy miankina, ireo fiaraha-monim-pirenena, ireo mpiara-miombon’antoka ary indrindra ny Faritra 23.
Ireo Ministera telo tonta dia maneho ny fankasitrahana feno ho an’ireo mpiara-miombon’antoka rehetra nanome tanana ny departemanta tsirairay avy fa indrindra ny UNICEF sy ny GPE tamin’ny fanohanana ity jery todika ity.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ avril 2023