Fondé en 1967, Sport 2000 est parmi les plus grands magasins dans le domaine du sport dans le monde avec 3590 points de vente, répartis dans 25 pays.
Pour Madagascar, une nouvelle enseigne de Sport 2000 a été inaugurée ce 31 août 2023 à Ankorondrano. La cérémonie a été honorée par la présence du Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur André Haja RESAMPA, de la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, du Maire de la Commune Urbaine d’Antananarivo ainsi que les collaborateurs du groupe HV.
Tombé à point nommé dans cette période des Jeux des îles de l’océan Indien ( JOIO), le magasin Sport 2000, a pour mission engagée d’être un sélectionneur de marques accessibles à tous. Ainsi, Sport 2000 propose une vaste gamme d’articles de sport de haute qualité provenant des marques internationales dans les domaines du ski, de la course à pied, des sports d’équipes, du fitness et des sports en plein air.
© CELCOM METFP/ août 2023
SPROT 2000 : Magazay vaovao nosokafana eto Madagasikara
Ho an’i Madagasikara dia notokanana ny 31 aogositra 2023 ny magazay Sport 2000 Ankorondrano. Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, ny Ben’ny tanànan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ary ireo mpiara-miasa eo anivon’ny vondrona HV.
Mifanojo indrindra amin’ny fotoana hanatanterahana ny lalaon’ny nosy eto Madagasikara izao fisokafan’ny Sport 2000 izao. Ny Sport 2000 moa dia mifantina ireo marika azon’ny rehetra jifaina sy amin’ny vidiny mirary. Noho izany, ny Sport 2000 dia manolotra karazana fitaovana avo lenta avy amin’ny marika iraisam-pirenena ho an’ny taranja ski, hazakazaka, fanatanjahantena amam-bondrona ary fanatanjahan-tena atao an-kalamanjana.
© CELCOM METFP/ aogositra 2023