FARITRA MATSIATRA AMBONY : Fanolorana mari-panamarinana nahavitana fiofanana ara-teknika ireo olona aman’arivony sy fifanarahana arak’asa ho an’ireo mpampianatra ao amin’ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa
Ny 26 mey 2023, andro faharoa amin’ny fitsidihan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA sy Ramatoa Mialy RAJOELINA vadiny ny Faritra Matsiatra Ambony no nanolorana ny mari-panamarinana nahavitana