Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tao amin’ny METFP

Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tao amin’ny METFP

Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tao amin’ny METFP

🔴Ankoatra ny fomba fiasa vaovao izay nahitana vokany sahady tamin’ny alalan’ny hetsika maro izay efa natao hatry izay, dia nitondra endrika vaovao ao amin’ny biraon’ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa Ramatoa minisitra, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY sy ny ekipany.

🔴 Nanajary ny zaridaina sy ny tokotany niaraka tamin’ny mpiara-miasa rehetra izy androany sabotsy 9 martsa 2024, ho fanatsarana ny tontolo iainana eo anivon’ny minisitera.

🔴Tao anatin’ny lalan-tsain’ny Tagnamaro no nitondrana ity hetsika ity, izay azo ambara fa ohatra tsara horaisina amin’ny fikajiana ny tontolo manodidina sy ny toeram-piasana, mba hitondra fahazotoana sy filaminan-tsaina ao anatin’ny asa.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle