Ce 23 juin 2023, Madame Annalisa, designer et fondatrice de la société Luxury, a effectué une visite de courtoisie auprès de Madame VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle dans son bureau à Ampefiloha.
La société Luxury est spécialisée dans le luxe et la haute couture depuis 23 ans.
Lors de la rencontre, la société Luxury a présenté son projet et déposé une demande d’ouverture d’un centre de formation “Luxury Embroidery School Anosiala” en haute couture. Cette initiative vise à élever le niveau des couturières malagasy en proposant une formation.
Le centre “Luxury Embroidery School Anosiala”, dont l’ouverture est prévue en septembre, contribuera à l’amélioration du contexte artisanal du pays et favorisera le développement du secteur de la couture tout en créant des emplois.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juin 2023
Toeram-piofanana vaovao hampiroboroboana ny zaitra eto Madagasikara
Nitsidika an_Dramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa i Rtoa Annalisa, mpamorona sady nanangana ny orinasa Luxury.
Ny orinasa Luxury dia misehatra eo amin’ny lafin’ny “haute couture” ary anisany mampiavaka azy ireo izany nandritry 23 taona nijoroany.
Antony fihaonan’ny roa tonta ny fanoloran’ity tompon’andraikitry ny orinasa Luxury ity ny tetik’asany sy atotan_taratasy momban’ny fanokafana toeram-piofanana fanjairana “Luxury Embroidery School Anosiala”
Tanjona ny fampiakarana ny lentan’ny mpanjaitra malagasy amin’ny alalan’ny fanomezana fiofanana. Handray anjara amin’ny fanatsarana ny tontolon’ny asa tanana eto amin’ny firenena sy hampiroboroboana ny sehatry ny fanjairana eo amin’ny famoronana asa ity ivon-toeram-panofanana “Luxury Embroidery School Anosiala”ity, izay hisokatra amin’ny volana septambra.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jona 2023