2400 sourires est une association fondée en 2020 par Romain Lagache et sa femme Séverine Lagache. Décidé à s’installer définitivement à Madagascar, le couple s’engage dans la construction d’un village à Merimandroso Ivato en faveur des enfants de la rue.
2400 sourires, qui font référence aux 2400 enfants des rues d’Antananarivo (selon le rapport de l’UNICEF), ne sont pas seulement une association, mais également un village de 9 ha permettant de prendre en charge de manière durable ces enfants et de leur offrir :
- un logement,
- un accès à l’école,
- un accès à l’art,
- un accès au sport,
- une formation professionnelle.
Deux pôles de formation seront dispensés chez 2400 sourires entre autres le domaine du sport et le multimédia (image, art vidéo).
A cet effet, la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella a effectué une descente sur les lieux le 02 novembre 2023.
Ce projet prévu être opérationnel en 2025 pourra accueillir jusqu’à 250 enfants et chaque enfant aura accès aux soins, logement, alimentation et surtout à l’éducation et à la formation. Le village disposera aussi d’une chapelle pour effectuer les messes et l’éducation chrétienne des enfants.
Grâce aux bénévoles venus de l’étranger, le couple et son équipe travaille d’arrache-pied pour le bien être des enfants de rues.
Il est à noter que le village dispose d’une école de la forêt, qui a été développée au sein même du village afin de préserver l’environnement, de préparer l’avenir des enfants et de planter jusqu’à 100.000 arbres chaque année.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ METFP novembre 2023
Fitsidihana ny Fikambanana “2400 Sourires”
Ao amin’ny Kaominina Merimandroso – Ivato, no misy ny fikambanana 2400 sourires izay naorin’ny mpivady frantsay Romain Lagache sy Séverine Lagache, nanorim-ponenana teto Madagasikara niaraka tamin’ireo zanany ny taona 2020.
Ny 2400 sourires, izay manondro ireo ankizy an-dalambe miisa 2400 eto Antananarivo, araka ny tatitry ny UNICEF, dia tsy fikambanana ihany, fa tanàna mirefy 9 ha ihany koa ahafahana mikarakara ireo ankizy amin’ny fanomezana azy ireo :
- trano fonenana,
- fidirana an-tsekoly,
- fidirana amin’ny zavakanto,
- fidirana amin’ny fanatanjahantena,
- fanofanana arak’asa .
Koa amin’izany dia hizara roa ireo sampam-piofanana ho aroso ka isan’izany ny sehatry ny fanatanjahantena sy ny “multimedia” (sary, horonan-tsary).
Manoloana izany indrindra dia nanao fitsidihana teny an-toerana ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella ny 02 novambra 2023.
Ity tetikasa ity, izay an-dalam-panorenana tanteraka dia vinaina hisokatra ny taona 2025 ka afaka handraisana ankizy hatramin’ny 250 isa ary ny ankizy tsirairay dia hahazo fikarakarana, fiantranoana, sakafo ary indrindra fanabeazana. Hisy trano fiangonana ihany koa ao an-toerana hanaovana ny lamesa sy ny fampianarana mifototra amin’ny fonosana.
Misy ihany koa ireo mpanolo tena izay avy any ivelany tonga manatevin-daharana ireo ekipan’ny 2400 sourires ho fanohanana sy fanampiana ireo ankizy eny an-dalambe.
Marihina fa manana sekoly momba ny ala ny 2400 sourires, izay novolavolaina mba ho fitandroana ny tontolo iainana sy hanomanana ny hoavin’ny ankizy ary hambolena hazo mahatratra 100.000 isan-taona.
“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ novambra 2023