Fanambaram-pananana nataon’ireo tale eo anivon’ny METFP

Fanambaram-pananana nataon’ireo tale eo anivon’ny METFP

Fanambaram-pananana nataon’ireo tale eo anivon’ny METFP

Notanterahina ny Alarobia 01 febroary 2023 tao amin’ny Bianco Ambohibao ny fanaterana ny fanambaram-pananan’ireo tale ao amin’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.

Nisolo toerana an-dRamatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministra tompon’andraikitra tamin’ny fitarihana ireo delegasiona Ramatoa Sekretera Jeneraly.

Izao fanambaram-pananana izao dia voatondro ao amin’ny lalàna ary tsy maintsy atao mba ho fitandroana ny asam-panjakana, hiadiana amin’ny kolikoly ary hampangaraharaha ny ambaindain’ny fananan’ny tsirairay avy araka ny nambaran’ny Tale Jeneralin’ny Bianco.

Marihana moa fa efa misy ny sampana natsangana izay natao handraisana ireo fitarainana ny kolikoly miseho amin’ny endriny rehetra.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ febroary 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle