Tontosa soa aman-tsara ny « Fikaonandoham-pirenena ho an’ny fanabeazana », ho fanovana lalina ny Fanabeazana.
Tsy tanteraka izany raha tsy teo ny firaisankinantsika rehetra sy ny Minisitera Telo tonta. سلوتس اون لاين Singanina manokana ianareo teknisianina izay nanao ny ainareo tsy ho zavatra ka nahalavorary ny zaikabe; ianareo izay avy lavitra sy ny any amin’ny faritra nahafoy fotoana, nanatrika ity fikaonandoham-pirenena ho an’ny fanabeazana ity. موقع بوكر
Ankasitrahana ihany koa ireo mpiara miombon’antoka, sy ianareo avy ao amin’ny firaisamonim-pirenena, nanohana hatrany tamin’ny lafiny rehetra .
Mendri-piderana ny fiaraha-mientana ho fikatsahana fampivoarana, antoky ny ho avy mamiratra ho an’ny taranaka.
Mankasitraka sy mankatelina tompoko
VAVITSARA Rahantanirina Gabriella
Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.