Fitsidihan’ny komity mpikarakara ny fifaninanana WorldSkills Madagasikara

Fitsidihan’ny komity mpikarakara ny fifaninanana WorldSkills Madagasikara

Fitsidihan’ny komity mpikarakara ny fifaninanana WorldSkills Madagasikara

👉Tonga nitsidika ny Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, tao amin’ny toeram-piasany, Ampefiloha, ny 15 jolay 2022 ireo komity mpikarakara ny fifaninanana « worldSkills » eto Madagasikara. Ny WorldSkills dia fifaninana eo amin’ny lafiny fiofanana arak’Asa ho an’ireo tanora 16 hatramin’ny 23 taona. موقع حقيقي لربح المال

📌Niompana tamin’ny hanatsarana ny fikarakarana, ny hampitomboana ny fahaiza-manaon’ireo mpifaninana izay hisolotena an’i Madagasikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny fihaonanana. سباقات الخيل

▶️▶️Tsara ny mampatsiahy fa anisan’ny hifaninanana ao anatin’ny WorldSkills ny sehatr’asa momban’ny : fandraisam-bahiny,sy ny hay nahandro (Tourisme-Hotelerie-Restauration),
ny hay zaitra sy ny tontolony( Textile-Habillement-Accessoires), ary ny tao-trano sy ny asa vaventy (Bâtiment-Travaux Public).

« Olo mahay raha tsy very mandeha »
©️SCOM METFP / Jolay 2022

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle