Sorona Masina ho fitsofan-drano ireo andiany ERA sy HARY, Kolejy Masina Misely Amparibe

Sorona Masina ho fitsofan-drano ireo andiany ERA sy HARY, Kolejy Masina Misely Amparibe

Sorona Masina ho fitsofan-drano ireo andiany ERA sy HARY, Kolejy Masina Misely Amparibe

Ny Sabotsy 08 jolay 2023 no nanatanterahana ny sorona masina famaranana ny taom-pianarana 2022-2023 sy nentina nitsofana rano ireo andiany Ezaka sy Risimpo no Apingam-pivoarana (ERA) avy ao amin’ny Fokontany Vohijoky sy ireo andiany HARY avy ao amin’ny Fokontany Vohitraivo, Masina Misely Amparibe.

Amin’ny maha Reny mpiahy ny andiany ERA dia tonga nanome voninahitra ny lanonam-pamoahana amin’ny fomba ofisialy azy 36 mianadahy, kilasy famaranana sampana TGI, Ramatoa VAVITSARA Rahantanirina Gabriella, Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa. Nanotrona izao fotoana izao ihany koa Monseigneur Ranarivelo Samoela Jaona, Filohan’ny EEM Anglikana sy Ramatoa vadiny, ny Solombavambahoaka voafidy tao Sakaraha ary ny Ray mpiahy ny andiany HARY.

Nandritra io lanonana io dia nisy ny famindrana faneva nataon’ireo zoky izay handao ny kolejy Masina Misely ka nampita izany tamin’ireo zandry mpandimby.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ jolay 2023


Messe de fin d’année et sortie des deux promotions ERA et HARY, Collège Saint Michel Amparibe

Le samedi 8 juillet 2023, une messe de fin d’année et une sortie de promotion ont eu lieu à la cours d’honneur du Collège Saint Michel Amparibe. Deux promotions distinctes entre autres Ezaka sy Risimpo no Apingam-pivoarana (ERA) du quartier Vohijoky et HARY de Vohitraivo ont reçu ce jour leur bénédiction avant de passer les examens du baccalauréat.

En tant que Marraine de la promotion ERA, la Ministre de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella est venue honorer la cérémonie officielle de sortie des 36 étudiants de la classe terminale, section TGI. Monseigneur Ranarivelo Samoela Jaona, Président de l’EEM Anglicane et son épouse, le Député élu à Sakara ainsi que le Parrain et la Marraine de la promotion HARY ont également assisté à cette messe.

Au cours de cette cérémonie, les promotions ERA et HARY ont transmis à leurs cadets le flambeau du collège.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”
© CELCOM METFP/ juillet 2023

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle