Fampiofanana amin’ny sehatr’asa mifandray amin’ny aterineto

Fampiofanana amin’ny sehatr’asa mifandray amin’ny aterineto

Fampiofanana amin’ny sehatr’asa mifandray amin’ny aterineto

Taorian’ny ny tombana nataon’ireo mpiofana dia tsapa fa fahombiazana ny vokatry ny fampiofanana ny tanora amin’ny sehatr’asa mifandray amin’ny aterineto (métiers du web) andiany voalohany nokarakarain’ ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy Fampiofanana arak’asa (METFP). Vita soamantsara ny fiofananan’ireo tanora miisa 202, voafantina hanaraka izany, ary notoloran’ny Minisitry ny Fampianarana teknika sy Fampiofanana arak’asa, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, marim-pankahasitrahana ny zoma faha 2 febroary hariva izy Ireo.

Nisaotra ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fampiofanana Arak’asa ny mpiofana ary niaiky fa nisy kalitao ny fiofanana nomena azy ireo na dia maimaipoana aza. Tetsy andanin’izany, nanambara ny mpampiofana, RASAMUEL Andry Rina fa vonona hatrany izy hanaraka ireo tanora ireo amin’ny fanatevenana ny fahalalan’izy ireo mandrapaha tafiditra azy ireo miasa.

Tsy nisy niala an-daharana ny mpiofana. “Mazoto ny tanora, te-hiasa ny tanora, anjarako, anjaran’ny Minisitera, anjaran’ny Fanjakana ny manome tosika anareo”, hoy ny Minisitry ny Fampianarana teknika sy ny Fampiofanana arak’asa, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY. Nanome toky ny minisitra fa “Tsy mbola misaraka eto ny lalan-tsika. Ny adidinay dia ny hanampy anareo mba ho tafiditra amin’ny sehatry ny asa”, hoy izy. “Ny tanjona amin’izao fampiofanana izao dia ny hampanan’asa ny tanora, hiadiana amin’ny tsy fanana asa, hampandroso an’i Madagasikara”.

Notolorana marim-mpankasitrahana fahavitana fiofanana koa ny mpiofana mpampianatra miisa 20, afaka hizara sahady ny fahaizany sy fahalalany amin’ny mpiofana amin’ny tontolon’ny asa mifandray amin’ny aterineto.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle