Fiaraha miasa METFP – ENSOA : Fampiofanana ny tanora avy amin’ny faritra 23

Fiaraha miasa METFP – ENSOA : Fampiofanana ny tanora avy amin’ny faritra 23

Fiaraha miasa METFP – ENSOA : Fampiofanana ny tanora avy amin’ny faritra 23

🔴 Hiroso amin’ny fametrahana fiaraha-miasa hanofanana ireo tanora malagasy amin’ny sehatra arak’asa isan-karazany ny Minisiteran’ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa sy ny Sekoly miaramila manofana ho manamboninahitra lefitra (ENSOA) ao Antsirabe.

🔴 Hisy fifanarahana araka izany eo amin’ny roa tonta ka ny Minisitera no hifantina ireo tanora manerana ny faritra 23 eto Madagasikara, halefa hiofana ary ny ENSOA no hampiantrano azy ireo ary ao amin’ny foibe FRAD ( Formation de Réinsértion et d’appui au développement) ao anatin’ny sekoly ihany no hatao ny fiofanana. Anjaran’ny Minisitera koa no manome ny mpampiofana sy mamaritra ny seha-piofanana hapetraka, ary manampy amin’ny fitovam-piofanana sy ny akora ilaina amin’izany.

🔴 Ankehitriny dia efa manana seha-piofanana maromaro manodidina ny fambolena sy fiompiana trondro, fanefena vy, hazo, simenitra, “plomberie”ary “électricité” ny FRAD ao amin’ny ENSOA izay natao aloha hatreto ho an’ireo mpianatra miaramila. Fa vokatr’ity fiarahamiasa ity dia hisokatra amin’ny tanora hafa manerana ny Nosy ny toeram-piofanana, afaka mandray kilasy mandry rahateo.

🔴 Ankoatra ny fiofanana arak’asa homena ny tanora dia notsindrian-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’asa, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY nandritra ny fitsidihany ny toerana handraisana ireo mpiofana omaly, fa homena fitaizana ho olom-pirenena vanona koa izy ireo ao anatin’ity sekoly miaramila ity, mandritra ny fotoana hijanonany any.

“Olo mahay raha, tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle