Fanadinana fidirana amin’ny taona voalohany eny amin’ny Lysea Teknika

🔴Mitotaly 50 043 ireo mpiadina manerana ny nosy miatrika ny fanadinana hidirana amin’ny taona voalohany eto amin’ny sehatry ny Fampianarana teknika sy ny Fanofanana arak’asa, izay miantomboka androany 20 jona 2024 ary haharitra roa andro. Mitsinjara amina foibe-panadinana miisa 183 ireo mpiadina ireo.

🔴Ho an’ny LTP Ampefiloha manokana dia miisa 1676 ny mpiadina nisoratra anarana ka 1589 amin’ireo no tonga niatrika ny fanadinana.

🔴Tao anatin’ny filaminana tanteraka no nizotra ny tapak’andro hariva ary ny taranja Matematika no natrehan’ireo mpiadina.

🔴Ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa dia mirary fahombiazana feno ho an’ireo mpiadina.

“Olo mahay raha tsy very mandeha”

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle