𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐂𝐇𝐎𝐑𝐀𝐋𝐄 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐂𝐇𝐎𝐑𝐀𝐋𝐄 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏

𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐂𝐇𝐎𝐑𝐀𝐋𝐄 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏

𝐀𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚 𝟏𝟗 𝐌𝐚𝐫𝐭𝐬𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓: 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐂𝐇𝐎𝐑𝐀𝐋𝐄 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐄𝐓𝐅𝐏

Ramatoa Ministra RASOLOARISOA Marie Marcelline dia nanolotra fitaovana ho an’ny ekipa mpanao fanatanjahantena sy ny Chorale eto anivon’ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa.
Ny ekipa baolina kitra dia nahazo, fanamiana sy baolina ary tsato-kazo misy harato ho ampiasaina amin’ny fanazarantena, niampy baolina CAF manokana anankiroa. Ny ekipa basketball, dia nisitraka baolina sy maillot.
Notoloran-dRamatoa Ministra fanamiana vaovao ihany koa ny Chorale, izay hoentin’izy ireo manatanteraka ny andraikiny amin’ny fampiroboroboana ny kolontsaina.
Nandritra ity fotoana ity, dia nankahery sy namporisika ireo ekipa rehetra Ramatoa Ministra ary nanamafy fa ilaina ny fanohizana ny ezaka ho fampandrosoana ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina eto amin’ny Ministera.

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle