DRETFP ANOSY: Fiofanana manamboatra lalana rary vato

DRETFP ANOSY: Fiofanana manamboatra lalana rary vato

DRETFP ANOSY: Fiofanana manamboatra lalana rary vato

Anisan’ny sehatr’asa ilain’ny faritra ary betsaka mpangataka ny fiofanana mamaky vato sy ny fanamboaran-dalana rary vato. Maro rahateo ireo tanora no liana amin’izany, ka saiky azahoana fangatahana avokoa ireo faritra manerana ny Nosy.
Ny Kominina Mandromondromotra ao amin’ny Faritra Anôsy, indray no nangataka izany fanofanana izany. Amin’ity andiany ity, dia miisa 50 mianadahy izy ireo.
Fiofanana fohy ezaka izay iarahana amin’ny Association Menagnivo sy ny Lycée Technique et Professionnel Tolagnaro. تعليم لعبة بوكر
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 4 Aogositra 2021 izany, izay niarahana tamin’ny Tale misahana ny fitatanam-bola eo anivon’i METFP – Andriamatoa RAKOTONANAHARY Rivo- sy ny Talem-paritry ny ETFP Anosy Andriamatoa Antonio TSILEFA . موقع ويليام هيل

« Olo-mahay raha, tsy very mandeha »

©️ SCOM-METFP
Photos:
Association_Menagnivo
Technique_et_Professionnel_Tolagnaro
DRETFP_Anosy
Kominina_Mandromondromotra
Faritra_Anôsy

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle