🚩 Noho ny fitohizan’ny andro ratsy sy rotsak’orana dia mbola manan-kery ny fampitandremana avy amin’ny BNGRC – MÉTÉO MADAGASIKARA – APIPA ; ka mitohy manaraka izany ireo fepetra mampiato ny fampianarana sy fanofanana amin’ireo toerana voakasik’izany ny 24 sy 25 Janoary 2022.

📢 Manentana hatrany ny ray aman-dreny sy ny mpianatra/mpiofana, hanaraka tsy tapaka ny vaovao, ho fisorohana ny loza mety ho ateraky ny toetr’andro. لعبة الكازينو

⚠️ Ireo tompon’andraikitry ny fampiofanana teknika sy fanofanana arak’asa manerana an’i Madagasikara dia efa nahazo toromarika ny handray fanapahan-kevitra hampiato vonjimaika ny fidirana an-tsekoly, raha ahiana mety hitera-doza izany noho ny antony samihafa. العاب تجني منها المال

© METFP / Janoary 2022

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle