Ho rakotra ala i Madagasikara ka hamerina indray ny maha Nosy maitso mavana azy isika

Ho rakotra ala i Madagasikara ka hamerina indray ny maha Nosy maitso mavana azy isika, izany no vinan’ny filohampirenena Andry Rajoelina.
Nanantanteraka izany adidy izany amin’ny alalan’ny fambolen-kazo ny Ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana, hoy ny Ministra VAVITSARA Rahantanirina Gabriella. اسرار لعبة الروليت
Zana-kazo 1 800 no novolen’ny ministera amina velarantany 2ha, tetsy amin’ny Fokontany Fiakarana, kaominina Anosiala, District Ambohidratrimo ny zoma 11 martsa 2022 teo.
Niara-nisalaha tamin’ny Ministera tamin’izany ny Kaominina izay nanolotra ny tany ho volena, ny teo anivon’ny Ministeran’ny tontolo iainana nanome ireo toromarika sy fepetra mila hajaina ary ireo ivon-toeram-panofanana teknika sy ratsa-mangaika. لعبة كازينو

𝗠𝗘𝗧𝗙𝗣 I 𝗢𝗡𝗚 𝗦𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝘀𝗮𝗻𝘀 𝗳𝗿𝗼𝗻𝘁𝗶è𝗿𝗲𝘀 : 𝗵𝗶𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝘀𝗲𝗵𝗮𝘁𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗼𝘃𝗼 𝗮𝘇𝗼 𝗮𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Olo-mahay raha, tsy very mandeha

Adresses

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Calendrier des examens

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Formation FPQ/AMB

Adresses

Copyright © 2021 – Ministère de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle