Tagnamaro, andron’ny olom-pirenana
🔴Teny amin’ny Lycée technique professionnel (LTP) sy ny Centre de formation profesionnelle (CFP) Ampasampito no nanaovana ny Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena androany sabotsy faha 17 febroary
🔴Teny amin’ny Lycée technique professionnel (LTP) sy ny Centre de formation profesionnelle (CFP) Ampasampito no nanaovana ny Tagnamaro, andron’ny olom-pirenena androany sabotsy faha 17 febroary
Nomarihana tamin’ny lanonana fanaovan-tsonia ny “Memorandum of Understanding” (MoU), izay natao androany maraina, nandritra ity fihaonana an-tampony ity: ny fanombohana ny fandaharam-panofanana momba ny fahaiza-mitarika
Nanazava ny vina sy nandresy lahatra ny mpiara miombona antoka ny amin’ny fomba hanatsarana ny fampianarana teknika sy ny fanofana arak’asa ny Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY,
Natomboka tao Faratsiho, faritra Vakinankaratra, androany sabotsy faha 3 febroary 2024 ny fanitarana amin’ny faritra ivelan’Analamanga ny fampiofanana arak’asa ataon’ny minisiteran’ny Fampianarana tekinika sy ny
Taorian’ny ny tombana nataon’ireo mpiofana dia tsapa fa fahombiazana ny vokatry ny fampiofanana ny tanora amin’ny sehatr’asa mifandray amin’ny aterineto (métiers du web) andiany voalohany
Nanokatra ny fampiofanana mahakasika ny asa famakiana vato, handrafetana rarivato, teny amin’ny fokontany Antohibe, Ambohidratrimo, ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, Lalatiana
Ramatoa Minisitry ny raharaham-bahiny, RAFARAVAVITAFIKA Rasata, mitarika ny delegasiona malagasy sy Ramatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa, sady mpitondra tenin’ny Governemanta, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY
Fanamby lehibe ho fanatanterahana ny vinan’ny Filoham-pirenena ny fanomezana fahaiza-manao sy traikefa ho an’ny tanora mba ahafahan’izy ireo miditra eo amin’ny sehatry ny asa avy
Nandray ny masoivohon’i Maroc miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa MOHAMMED Benjilany, Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy Fanofanana arak’Asa androany tao amin’ny
Ho fanantanterahana ny vinan’Atoa Filohan’ny Repoblika dia ny fampananana asa ny tanora indrindra ireo vehivavy, ny ministeran’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’asa dia manolotra