Tontolo Andro faharoa tao amin’ny Faritra Boeny
Nitohy tamina lanonana roa sosona ny fivahinianan-dRalmatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanan arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny Faritra Boeny ny zoma faha
Nitohy tamina lanonana roa sosona ny fivahinianan-dRalmatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanan arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny Faritra Boeny ny zoma faha
Tao aorian’ny fahatongavan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa tao Mahajanga anio 27 jolay 2023 dia avy hatrany dia nitsidika ny Écoles du
Nandritry ny fandalovan-dRamatoa Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA Rahantanirina Gabriella tao amin’ny Faritra Vatovavy dia tsy nanadino ireo ivon-toeram-pitaizana zaza kambana
Miorina ao amin’ny tanànan’i Tsaravary Mananjary, ny fikambanana PACHAMAMA dia ONG natsangana teto Madagasikara tamin’ny taona 2010 ary nankatoavin’ny fanjakana malagasy. Mandray anjara amin’ny fiarovana
Vao tonga teto amin’ny Faritra VATOVAVY, Ramatoa VAVITSARA RAHANTANIRINA Gabriella, Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana Arak’asa, niaraka tamin’Andriamatoa Coffi Dominique Agossou, Talen’ny Fikambanana
Ny Sabotsy 08 jolay 2023 no nanatanterahana ny sorona masina famaranana ny taom-pianarana 2022-2023 sy nentina nitsofana rano ireo andiany Ezaka sy Risimpo no Apingam-pivoarana
Misongadina amin’ny fahaiza-manao ananany amin’ny fampiofanana momba ny fikojakojana fiarakodia ny Institut National de Promotion Formation (INPF) Ivato. Resy lahatra ny amin’izay indrindra ny tompon’andraikitra
Tao anaty hafaliana sy haravoana tanteraka no nizotra ny lanonam-panolorana ireo mari-panamarinana nahavitana fiofanana ho an’ireo tanora miisa 83 mianadahy nanovo fahalalana teo anivon’ny INFOPRO
Mba hahafahan’ireo tanora ao amin’ny Faritra Boeny misitraka fiofanana eo amin’ny seha-pihariana fambolena dia nihaona tamin-dRamatoa Ministry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa, VAVITSARA
Tao aorian’ny fifaninanana hidirana amin’ny taona voalohany eny amin’ny lysea teknika ny Alakamisy lasa teo dia nanokatra amin’ny fomba ofisialy ny fanadinana Brevet d’Etudes Professionnelles